Fitsidihana pastoraly Apokalypsy ny sabata 19 jolay 2014

Ho avy hamangy ny fiangonana Apokalypsy Soamanadray paroasy Ambohidratrimo ny pastora Mailhol ny sabata 19 jolay ho avy izao koa dia manantena ny fanontronantsika maro ho fanomezana hery ireo vahoakan’Andriamanitra ao amin’io fiangonana io!
Somary lavitra ihany ny toerana anefa mino izy ireo fa ny havan-tiana hono tsy mahalavi-tany e!
Sabata miavaka io an!