Apokalypsy Ambanja

Mbola mitohy hatrany ny famaranana Apokalypsy ataon’ny ray aman-dreny pasitera Mailhol sy ireo delegasiona miaraka aminy, any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara. Ny sabata 28 jolay 2012 lasa teo dia tao Ambanja no nanatontosana izany ka 123 no vita batisa tamin’izany.