Catégorie : Apokalypsy

Apokalypsy, Fampianarana, Ireo Vaovao, Radio fanambarana, Vaovao Samihafa

Seminera lehibe iarahana amin’i Pasteur Mailhol ny 30, 31, 01 jolay 2014

Tao aorian’ny fanosorana loholona teny amin’ny fiangonana Ambohimarina; ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara dia nanolotra “conférence” lehibe izay nitondrana fanazavana ny baiboly amin’ny lafiny mahtematique, physique, spiritulle izay natao teo amin’ny foiben’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tanyContinue reading