Catégorie : Fampianarana

Apokalypsy, Astuce, Fampianarana, Ireo Vaovao, JJA, Non classé, Non classé @en, Radio fanambarana, Testamenta Taloha, Vaovao Samihafa, Vidéos

Sabata 05 Janoary 2019, Fiarahabana ny pasteur Mailhol sy ny ankohonany nahatratra ny taona 2019: Fiangonana Apokalypsy manaiky sy manaja ny mpitondra azy

Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading

Apokalypsy, Fampianarana, Ireo Vaovao, Radio fanambarana, Vaovao Samihafa

Seminera lehibe iarahana amin’i Pasteur Mailhol ny 30, 31, 01 jolay 2014

Tao aorian’ny fanosorana loholona teny amin’ny fiangonana Ambohimarina; ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara dia nanolotra “conférence” lehibe izay nitondrana fanazavana ny baiboly amin’ny lafiny mahtematique, physique, spiritulle izay natao teo amin’ny foiben’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tanyContinue reading