Tonga eo amin‟ny fanazavana ny boky Apokalypsy ary isika satria, efa haintsika tsara izay ny tompon‟ity fanambarana ity, ary dia efa nekentsika tsara fa tena io ilay tompon‟ity fanambarana ity. Ka izany rehetra izany tsyLire la suite…
Catégorie : Teny fampidiranana« Prologue » na « Introduction »
Jesosy Kristy maty, nilevina, nitsangana araka ny soratra masina
Fampidirana Efa hitantsika teo ambony, fa Jesosy Kristy dia nanana ny mpianany sy ny anjeliny marobe nanaraka azy teny amin‟izay rehetra nalehany; fa etsy andanin‟izany ihany koa, dia eo ihany koa i satana izay mananaLire la suite…
Ka inona moa io Izy nirahin’Andriamanitra io? Io teny
Io teny izay nirahin‟Andriamanitra taty amintsika io (satria lasa olombelona ilay Teny), dia milaza Izy fa hoe : « amin‟ny maha irak‟Andriamanitra Azy izany », dia tao amin‟Andriamanitra Izy io no nivoaka avy tao: JaonaLire la suite…
Ny endriky Jesosy Kristy any amin’ny voninahiny
Rehefa tonga tany amin‟ny voninahiny ary i Jesosy Kristy, dia ahoana no nahitan‟i Jaona azy? satria tsy nipoitra tamin‟ny olona maro intsony izy, fa ny fisehoana farany nataon‟i Jesosy Kristy izany dia ny fotoana nanomezanyLire la suite…
Ny toerana nisy azy talohan’ny nidinany teto ambonin’ny tany
Jaona 7:38 – 39 «38 Izay mino Ahy, dia hisy onin’ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan’ny Soratra Masina. 39 Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin’ny mino Azy, no nolazainy tamin’izany; faLire la suite…
Iza moa io isika io?
Raha novakiantsika ilay soratra masina teo aloha teo dia ilay ao amin‟ny ohabolana 8: 22- 30 dia milaza mazava tsara ilay izy, fa efa mpita-marika teo anilan‟ny Ray i Jesosy Kristy, ary fony mbola tsyLire la suite…
IZA MARINA MOA ITY JESOSY KRISTY ITY?
Satria fony mbola tsy hary ny tany sy ny lanitra no efa nohariana izy, dia hoy ny olona sasany hoe: fa angaha izy moa tsy Andriamanitra indray no hoe nohariana? Fa angaha moa zava-boahary indrayLire la suite…
IZA MARINA ARY ITY MPITONDRA HAFATRA ITY?
Satria ity fanambarana ity, dia tenin‟Andriamanitra milaza an‟i Jesosy Kristy izay nampitondrainy ny hafatra. Ka na manaraka ny fivavahana” Islamiste “ianao, na “Borah”, na “Musulman”, na “Indouiste,” na” Boudiste”, na Fivavahan-drazana, ianao na fivavahana kristianaLire la suite…
IZA MOA JESOSY KRISTY?
I Jaona rehefa nahazo ny hafatra dia milaza, fa izy no nomena an‟ilay hafatra manao hoe: “ny filazana an’i Jesosy Kristy”. Ka raha ohatra izany ka hoe, tsy manana boky hafa mihitsy ianao hafa tsyLire la suite…
Inona ilaymarika na « entête » voalohany napetrany?
Eto ary dia izao no marika na fitomboka na « entête » voalohany apetrany eto: “Ny Fanambaran’i Jesosy Kristy, izay nomen’Andriamanitra Azy”.Izany hoe ity boky Fanambarana ity izany dia Andriamanitra mihitsy no nanome azy an‟iLire la suite…
Ny teny fampidiranana« Prologue »
Hovakiantsika aloha ny teny fampidirana vao hitondra ny fanazavana isika, ka rehefa vitantsika ny fampianarana ny bokin‟ny apokalypsy dia mba ho anisan‟ireo olona mba nahavaky sy nihaino ny bokin‟ny apokalypsy hatramin‟ny farany isika. Apokalypsy 1:1–8Lire la suite…