Famintinana ny fandaharana iarahana amin’ny Pasitera Alfa ny zoma hariva 03 aogositra 2012
1- NY FIARAHAN’NY MPIVADY
I-Ao an-tokatrano
Fikolokoloana ny fitiavana eo anivon’ny tokatrano ny fiarahana
- FIFAMPIRESAHANA
- Ilaina ho tamana antrano na ny lahy na ny vavy
- Vaovao ifampizaràna
- Dinidiniky ny mpivady
- Olana iaraha-mamaha
- FIARAHA-MIASA
- Eo amin’ny andraikitry ny lahy na ny vavy
- Fampandrosoana
- Fitaizana sy ny fanolokoloana ny ankohonana
- FIALAM-BOLY
- Lalao samihafa
- Fiarahana manokana
- Haion amanjery
adidin’ny mpivady ny mandrindra ny fiarahana ao an-tokatrano fa mampahateza fitiavana.