Catégorie : Ireo Vaovao

Ireo Vaovao

Faminaniana 2013

48 mianadahy no fitambaran’ireo nametraka taratasy filatsahan-kofidiana teny amin’ny CES ny Alahady 28 Aprily 2013 lasa teo. Tsy tao anatin’ireo anefa ny pasitera Mailhol na dia maro aza no efa niandry izay filatsahan-kofidiany izay. NisyLire la suite…

Ireo Vaovao

Kaoferansa avril 2013

Ao anatin’izao vanim-potoan’ny krizy misy eto amin’ny firenena izao dia miezaka hatrany ny Fiangonana Apokalypsy tarihan’ny Pasitera Mailhol mitondra vaha-olana ho an’ny tsirairay. Taorian’ny fanampiana ireo mponina sy beantitra tamin’ny fokontany maromaro teto Antananarivo nyLire la suite…