Tahaka ny isantaona dia ho fiderana an’Andriamanitra amin’ny fahavitan’ny fanadinana CEPE, BEPC, BAC dia hisy ny hetsika MIDER’Azy vita BAC andiany faha 3, karakarain’ny A.J.A EVENT (Association des Jeunes Apocalypses).
Ireto avy ny andinindin’izany :
Toerana : dôme RTA Ankorondrano
Daty : 02 septembre 2012
Ora : amin’ny 2ora tolakandro
Mpihira mandray anjara : TGC , Antsa an’i Kristy, Pray’F + Artistes surprises
Tapakila : Foibe Apokalypsy ambodin’Isotry, Nect’ART Ankaditapaka, Super Music Analakely
Infoline : 033 04 627 47 / 034 17 410 48