Fotoam-bavaka lehibe no notontosaina teo amin’ny Fiangonana Apokalypsy Antsahatsiresy ny sabata 12 Janoary 2019 lasa teo. Teo ihany koa no nanokanan’ity fiangonana ity fotoana manokana niarahabana ny filoha mpanorina ny Fiangonana Apokalypsy dia ny pasteurContinue reading
Sabata 05 Janoary 2019, Fiarahabana ny pasteur Mailhol sy ny ankohonany nahatratra ny taona 2019: Fiangonana Apokalypsy manaiky sy manaja ny mpitondra azy
Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading
Batisa 29 12 2018: Fiangonana Apokalypsy, mandroso hatrany
Taorian’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia be dia be ireo nihevitra fa ho rava sy ho potika ary hizarazara ny fiangonana Apokalypsy izay tarihin’ny pasteur Mailhol, tsy nampiontsona ireo mpino anefa izany, ary koa tsy nanakanaContinue reading
345 mianadahy natao batisa ny sabotsy 24 martsa 2018
Nanatanteraka batisa lehibe indray ny fiangonana Apokalypsy rezionaly Antananarivo ny sabata 24 martsa 2018 lasa teo tetsy Antohibe Ambohidratrimo, izay efa misy fiangonana Apokalypsy lehibe dia lehibe ary anisan’ny nosokajiana ho isan’ny goavana indrindra amin’nyContinue reading
Kandidà ho filoham-pirenena ny pasteur Mailhol ny taona 2018
Nandritra ny kaongresy nasionalin’ny antoko GFFM na Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara, dia tapaky ny biraon’ny antoko fa ho arotsaka ho isan’ny kandida an’ity antoko politika ity ny pasteur Mailhol izay filoha mpanorina nyContinue reading
Pasteur Mailhol nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky
Ny sabotsy faha 09 ny volana septambra 2017 lasa teo dia nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky, ao anatin’ny faritra Androhibe Antsahadita ny Pasteur Mailhol mivady sy ny ankohonany. Sabata niavaka satria dia fotoam-bavaka lehibeContinue reading
Pasteur Mailhol 2018
Mitohy manohy ny asany amin’ny maha-pastora azy ny pastora Mailhol na dia eo aza ireo fanenjehana sy fanaratsiana samihafa, taorian’ny fanambarana lehibe izay nataony ny amin’ny irotsahany ho isan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena nyContinue reading
[powr-video-slider id=4ff80b72_1505212662761]
Pasteur Mailhol nitsidika ny Rezionaly Mahajanga ny 26 03 16 sy ny 02 Aprily 2016
Taorian’ny fitsidihana nataon’ny Pasteur Mailhol sy ireo mpiara-dia taminy ny rezionaly Antsirabe dia ity fitsidihana notontosaina tao Mahajanga ity indray fitsidihana nivoaka ny faritany Antananarivo voalohany, naharitra teo amin’ny roa herinandro teo izay fitsidihana izayContinue reading
Journée de la Jeunesse Apocalypse
Tontosa antsakany sy andavany ny hetsika JJA na Journée de la Jeunesse Apocalypse ny Alahady 15 Novambra 2015 lasa teo izay natao tetsy amin’ny kianjan’ny andohalon’Antananarivo. Samy hafa-po avokoa na ny mpikarakara na ny mpandrayContinue reading
Fihaonam-be rezionaly Antananarivo faha 10 oktobra 2015
Taorian’ireo fitetezam-paritra maro samihafa teto amin’ny rezionaly Antananarivo dia nanatanteraka fihaonam-be rezionaly indray ny fiangonana Apokalypsy rezionaly Antananarivo tetsy amin’ny Fiangonana Apokalypsy AMbohimarina Itaosy. Marihina fa tamin’io fotoana io no namaranana ny fanoloran-tena sy fifadian-kaninaContinue reading
Paroasy Ambohidratrimo sabata faha 26 Septambra 2015
Nanatanteraka fihaonam-ben’ny paroasy ny sabata 26 septambra lasa teo ny teo anivon’ny Paroasy Ambohidratrimo izay ahitana fiangonana fito (7) mandrafitra izany paroasy izany. Tetsy amin’ny Fiangonana Apokalypsy Soamanandray no nanatanterahana izany ary saika nahitana solon-tenaContinue reading