Noho ny antony manokana izay tsy niankina taminay dia nisy fahatapahan’ny webradio izay raisinao ao amin’ny Radio Fanambarana www.famfrance.fr nandritra ny fotoana vitsivitsy izay; ankehitriny dia fifaliana ho anay ny mampahafantatra ano fa efa mandeha soamantsara izany ankehitriny saingy mbola tiana ny mampahafantara fa mbola ao anatin’ny antsoina hoe andrana teknika isika izao. Koa dia efa azonao atao araka izany ny manaraka izany onjam-peo izany amin’ny alalan’ny « site web » www.famfrance.fr
Ireto avy ny ffandaharana arahinao ao:
Jour 9h30 12H00 18H35 20H30
Diamche FFV Ody maso Tokatrano sambatra TOriteny Pasteu
Lundi Ody maso Teny fiainana Tokantrano sambatra TOriteny Pasteur
Mardi FFV Teny fiainana Tokantrano sambatra Toriteny Pasteur
Mercredi Ody maso FFV Fanasina TOriteny Pasteur
Jeudi FFV Teny fiainana Fanasina Toriteny pasteur
Vendredi Ody maso Teny fiainana Tokantrano sambatra Toriteny pasteur
Sabbat FFV (10H30) Tokantrano sambatra Toriteny pasteur
NB: 15H30 Famerenana izay maraina 9H30 (10H30 Sabbat)
Marihina fa isaky ny aorian’ny fanarahanao ny Tokatrano dia misy ny fampahalalam-
baovao ary isaky ny alatsinainy dia ny vaovaom-piangonana no arahinao.
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao sy ny ankohonanao ary izahay ary
maniry indrindra ny mba ho tonga sakaiza mahatokinay ianao!!!