Catégorie : Apokalypsy

Apokalypsy, Astuce, Ireo Vaovao, JJA, Radio fanambarana, Testamenta Taloha, Vaovao Samihafa, Vidéos

Sabata 05 Janoary 2019, Fiarahabana ny pasteur Mailhol sy ny ankohonany nahatratra ny taona 2019: Fiangonana Apokalypsy manaiky sy manaja ny mpitondra azy

Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading