Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading
Catégorie : Astuce
Batisa 29 12 2018: Fiangonana Apokalypsy, mandroso hatrany
Taorian’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia be dia be ireo nihevitra fa ho rava sy ho potika ary hizarazara ny fiangonana Apokalypsy izay tarihin’ny pasteur Mailhol, tsy nampiontsona ireo mpino anefa izany, ary koa tsy nanakanaContinue reading
Pasteur Mailhol nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky
Ny sabotsy faha 09 ny volana septambra 2017 lasa teo dia nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky, ao anatin’ny faritra Androhibe Antsahadita ny Pasteur Mailhol mivady sy ny ankohonany. Sabata niavaka satria dia fotoam-bavaka lehibeContinue reading
Pasteur Mailhol 2018
Mitohy manohy ny asany amin’ny maha-pastora azy ny pastora Mailhol na dia eo aza ireo fanenjehana sy fanaratsiana samihafa, taorian’ny fanambarana lehibe izay nataony ny amin’ny irotsahany ho isan’ireo mpifaninana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena nyContinue reading
Androhibe Antsahadinta ny sabata 19 09 15
Rehefa avy namangy ny Fiangonana Apokalypsy Ifarihy sy Ankeniheny Anosimahavelona ny Pasteur Mailhol ny sabata faha 12 septambra 2015 lasa teo dia nitodika manokana teny amin’ny paroasy Androhibe Antsahadinta indray. Fitsidihana miavaka no notontosainy tamin’izanyContinue reading