Tanana izay nisy tany azia minora (Asie Mineure) izany no miseho amin‟ity tantaran‟ny fiangonana ity, ary dia hiainantsika hatramin‟izao fotoana misy antsika izao. NY EFESOSY Ny EFESOSY no nanehoany ny tantaran‟ny fiangonana voalohany, ka ioContinue reading
Catégorie : SAVARAVINA NA FAMPIDIRANA AMIN’NY ANKAPOBENY
Tsy mitovy amin‟ny boky rehetra ao amin‟ny Baiboly ny boky Apokalypsy, tsy mitovy amin‟ny famakiana ny boky hafa toy ny Matio, na Marka, na Lioka, na Jaona, izay azon‟ny olona rehetra vakiana ary mora takarin‟ny sain‟ny olona rehetra.Fa ny boky Apokalypsy amin‟ny maha boky milaza ny faminaniana azy, amin‟ny maha bokin‟ny zavamiafina azy, dia misy zavatra miafina maro ao anatiny, ary afeniny amin‟ny code na teny miafina maromaro ny ao anatin‟izany ka manarona ny zavatra tiany ho lazaina. Rehefa mamaky ity bokin‟ny « Apokalypsy » ity isika dia sahirana manakatra izay heviny, ary raha vao mamaky kelikely dia mijanona hoe : inona ary no tian‟ity boky ity lazaina ?
Ka izy ity dia milaza zavatra ara-panoharana, ara-paminaniana, ary ara-bakiteny.Ireo zavatra telo ireo no tsy maintsy lanjaina tsara raha vao mamaky ity boky ity.
Raha vao tsy hitan‟ny olona izay, dia sahirana ihany izy eny an-dalana mamaky azy ity. Maro ihany koa ny mikasa hampianatra ity boky ity, fa rehefa lasa kelikely ilay izy dia mivoana izay resahiny, satria tsy manaraka izay hevitra ara-bakiteny, ara-paminaniana na ara-panoharana, ary tsy hitany ny planina na drafitra arahina hampianarana ny boky Apokalypsy. Manaraka an‟izany koa ny tsy fahaizan‟ilay olona mandinika ny Soratra Masina amin‟izay lafiny telo izay, satria dia misy lafiny efa lasa ao, misy ny zavatra ankehitriny, ary misy ny mbola ho avy. Ka tamin‟i apostoly Jaona nanoratra ity boky ity, dia zavatra mbola ho avy daholo ny zavatra nosoratany, saingy na dia tamin‟ny andro mbola fahaveloman‟i Jaona aza dia misy zavatra efa lasa, nisy efa tanteraka, nisy ny niainany tamin‟izany andro izany ary misy ny mbola ho avy. Dia toy izany koa isika amin‟izao fotoana izao, misy ireo zavatra voalaza no efa “passé” avokoa, izany hoe efa lasa, misy ny miseho amin‟izao vanim-potoana iainantsika izao, ary misy ny mbola ho avy na “future”. Ka raha vao tsy mahay mametraka ireo fotoana ireo izany isika dia ho sahirana satria misy ny zavatra efa lasa mbola mety heverintsika fa mbola ho avy ihany; misy koa zavatra mbola ho avy dia lazaintsika fa efa lasa. Mila mandinika tsara an‟ireo zavatra ireo isika. Ka rehefa mandinika ny soratra masina dia tsy maintsy mijery ireo lafiny telo ireo (ny lasa ny ankehitriny ary ny ho avy) ihany koa.
FIANGONANA FAHAFITO: LAODIKIA
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHAFITO: LAODIKIA Ny Tombo-kase fahafito Tsara ny hanamarihana azy fa tena fiangonana miavaka amin‟ny fiangonana rehetra tokoa ity fiangonana faha fito ity. Apokalypsy 3:14 – 22 «14Continue reading
FIANGONANA FAHENINA: FILADELFIA
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHENINA: FILADELFIA Ny Tombo-kase fahenina Apokalypsy 3:7 – 13 «7 [Filadelfia] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana*[* Gr. eklesia] any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina,Continue reading
FIANGONANA FAHADIMY: SARDISY
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHADIMY: SARDISY Ny Tombo-kase fahadimy Apokalypsy 3:1 – 6 «1 [Sardisy] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain’ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra syContinue reading
FIANGONANA FAHEFATRA: TYATIRA
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHEFATRA: TYATIRA Ny Tombo-kase faharoa :Ny soavaly hatsatra Apokalypsy 2:18-29 «18 [Tyatira] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana* any Tyatira: Izao no lazain’ny Zanak’Andriamanitra, Izay manana masoContinue reading
FIANGONANA FAHATELO: PERGAMOSY
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHATELO: PERGAMOSY Ny Tombo-kase fahatelo : Ny soavaly mainty Apokalypsy 2:12 – 17 «12 [Pergamosy] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana* any Pergamosy: Izao no lazain’ilay mananaContinue reading
FIANGONANA FAHAROA: SMYRNA
FIANGONANA FITO TOMBO-KASE FITO (Apokalypsy toko fahenina) FIANGONANA FAHAROA: SMYRNA Ny Tombo-kase faharoa : Ny soavaly mena Apokalypsy 2:8 – 11 « [Smyrna] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana* any Smyrna : Izao no lazain’nyContinue reading
FIANGONANA VOALOHANY: FIANGONANA EFESOSY
Raha araka ny planina na ny drafitra efa nomena antsika tany aloha amin‟ny fampianarana ity bokin‟ny apokalypsy ity dia tonga eo amin‟ny fizarana voalohany isika izao, izany hoe ny tantaran‟ireo fiangonana fito izany. Izany moaContinue reading
FANAZAVANA NY BOKY APOKALYPSY
Tonga eo amin‟ny fanazavana ny boky Apokalypsy ary isika satria, efa haintsika tsara izay ny tompon‟ity fanambarana ity, ary dia efa nekentsika tsara fa tena io ilay tompon‟ity fanambarana ity. Ka izany rehetra izany tsyContinue reading
Jesosy Kristy maty, nilevina, nitsangana araka ny soratra masina
Fampidirana Efa hitantsika teo ambony, fa Jesosy Kristy dia nanana ny mpianany sy ny anjeliny marobe nanaraka azy teny amin‟izay rehetra nalehany; fa etsy andanin‟izany ihany koa, dia eo ihany koa i satana izay mananaContinue reading
Ka inona moa io Izy nirahin’Andriamanitra io? Io teny
Io teny izay nirahin‟Andriamanitra taty amintsika io (satria lasa olombelona ilay Teny), dia milaza Izy fa hoe : « amin‟ny maha irak‟Andriamanitra Azy izany », dia tao amin‟Andriamanitra Izy io no nivoaka avy tao: JaonaContinue reading
Ny endriky Jesosy Kristy any amin’ny voninahiny
Rehefa tonga tany amin‟ny voninahiny ary i Jesosy Kristy, dia ahoana no nahitan‟i Jaona azy? satria tsy nipoitra tamin‟ny olona maro intsony izy, fa ny fisehoana farany nataon‟i Jesosy Kristy izany dia ny fotoana nanomezanyContinue reading
Ny toerana nisy azy talohan’ny nidinany teto ambonin’ny tany
Jaona 7:38 – 39 «38 Izay mino Ahy, dia hisy onin’ny rano velona miboiboika avy ao an-kibony, araka ny voalazan’ny Soratra Masina. 39 Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin’ny mino Azy, no nolazainy tamin’izany; faContinue reading
Iza moa io isika io?
Raha novakiantsika ilay soratra masina teo aloha teo dia ilay ao amin‟ny ohabolana 8: 22- 30 dia milaza mazava tsara ilay izy, fa efa mpita-marika teo anilan‟ny Ray i Jesosy Kristy, ary fony mbola tsyContinue reading
IZA MARINA MOA ITY JESOSY KRISTY ITY?
Satria fony mbola tsy hary ny tany sy ny lanitra no efa nohariana izy, dia hoy ny olona sasany hoe: fa angaha izy moa tsy Andriamanitra indray no hoe nohariana? Fa angaha moa zava-boahary indrayContinue reading