Misy karazana isa be dia be ihany koa ato anaty baiboly: Ny iray na 1 na ALFA 1= FIANDOHANA = GENESISY, fiandohan-javatra izany ny isa voalohany. Tsy misy isa zero ao amin‟ny baiboly, toy izanyContinue reading
Catégorie : Ireo « code » na sarisary an’ohatra
Ny hevitry ny loko maro samihafa 2
Ny loko mena: Tsy » rouge à lévre » io fa « couleur rouge ». Milaza « rà mandriaka »ny loko MENA. Isaia 63:2 – 3 «2 Nahoana no mena ny fitafianao, ary ny akanjonaoContinue reading
Ny hevitry ny loko maro samihafa 1
Ilaina ny mamaha ny hevitry ny loko satria rehefa tonga any amin‟ny lesona any aoriana kely isika, dia hahita an‟izany soavaly fotsy, soavaly mena, soavaly hatsatra, sns ka mila hadihadiantsika ny hevitry ny loko. NyContinue reading
Fanazavana ireo sary an’ohatra 2
Ny valala: Ny valala dia hilazany zavatra mpandany, na mpandrava: Malakia 3:11 « Ary hasiako teny mafy ny valala* noho ny aminareo, ka tsy hanimba ny vokatry ny tany intsony ireny, ka dia hahavanom-boa nyContinue reading
Fanazavana ireo sary an’ohatra 1
Ny RANO, na RANOMASINA na RANOBE na ONY Ny RANO, na RANOMASINA na RANOBE na ONY dia milaza VAHOAKA na FIRENENA na OLONA. Hitantsika izany tao amin‟ny Isaia 17:12-13 «12 [Ny handringanana ny Asyriana] IndrisyContinue reading
Code na sary an’ohatra
Ity bokin‟ny Apokalypsy ity, dia misy sarisary an‟ohatra marobe ihany koa. Misy hevitra ara-panoharana be dia be, izy tsy milaza zavatra mivantana!ohatra raha ilaza fiangonana izy dia tsy milaza an‟izany mivantana, fa resahiny amin‟ny tenyContinue reading