Hiroso ary isika amin‟ny fanazavana ny bokin‟ny apokalypsy ity araka ireo drafitra na planina efa noraisintsika ireo. Fa alohan‟ny tena hidirantsika ao anatin‟izany dia ho raisintsika vetivety aloha izay voasoratra ao amin‟ny bokin‟ny apokalypsy 1:3Continue reading
Catégorie : Planin’ny boky Apokalypsy
Famintinana ny Planin’ny boky
Misy ny atao hoe « prologue », na « introduction » na koa hoe fampidirana: Izay no fototry ny trano, ka tsy maintsy mandalo an‟izany aloha, fa tsy avy dia tonga dia hoe any amin‟nyContinue reading