Journée de la Jeunesse Apocalypse

Tontosa antsakany sy andavany ny hetsika JJA na Journée de la Jeunesse Apocalypse ny Alahady 15 Novambra 2015 lasa teo izay natao tetsy amin’ny kianjan’ny andohalon’Antananarivo.

Samy hafa-po avokoa na ny mpikarakara na ny mpandray anjara tamin’ny hetsika.

Publié dans JJA