Rehefa avy namangy ny Fiangonana Apokalypsy Ifarihy sy Ankeniheny Anosimahavelona ny Pasteur Mailhol ny sabata faha 12 septambra 2015 lasa teo dia nitodika manokana teny amin’ny paroasy Androhibe Antsahadinta indray. Fitsidihana miavaka no notontosainy tamin’izanyLire la suite…
Ifarihy & Anosimahavelona – 17 septembre 2015
Fitsidihana roa sosona no notontosain’ny Pasteur Mailhol ny sabata faha 12 ny volana septambra lasa teo satria dia teny amin’ny Fiangonana Apokalypsy Ifarihy ny tenany ny marainan’io sabata io ary nitsidika kosa indray ny FiangonanaLire la suite…
Fiangonana Apokalypsy Ambohimangakely ny sabata 05 Septambra 2015
Ny fiangonana Apokalypsy Ambohimangakely indray no notsidihin’ny Pasteur Mailhol rehefa avy nitsidika ny ny Fiangonana Alasora tao anatin’ny fanokafana ny faha 10 taona nijoroany. Raha ny zava-nitranga tao amin’ity fiangonana ity moaLire la suite…
Fanokafana faha-10 taona F.A.M ALASORA ny sabata 29 Aogositra 2015
Taorian’ny fitsidihana ireo fiangonana manodidina ny renivohitra izay mbola ao anatin’ny fanorenana dia nitsidika manokana ny Fiangonana Apokalypsy tetsy Alasora indray ny pasteur Mailhol sy ny ankohonany ; izay marihina manokana moa fa nanokatra ny fanamarihanaLire la suite…
Fanokafana faha-10 taona F.A.M Avarajozoro, sabata 22 Aogositra 2015
Avy namangy ny Fiangonana Apokalypsy Mahitsy ny pasteur Mailhol dia nitsidika manokana indray ny fiangonana tao Ambodifasina Avarajozoro ny sabata 22 Aogositra 2015 lasa teo, izay marihana etoana fa ao anatin’ny fanamarihana ny faha-10 taonaLire la suite…
Sabata 15 Aogositra 2015
Tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha 15 taonany ny Fiangonana Apokalypsy Mahitsy amin’izao fotoana izao, ary nanomboka ny fanamarihana izany izy ny sabata 15 Aogositra 2015 lasa teo. Nomarihana tamin’ny fotoam-bavaka miavaka izany izay nontronin’iLire la suite…
Iavoambony ny 08 Aogositra 2015
Avy tetsy amin’ny Fiangonana Apokalipsy Ankeniheny Ambohidroa ny Pasteur Mailhol André Christian Dieu Donné dia nitsidika indray ny fiangonana Iavoambony,17,6 Km miala avy eo amin’ny renivohitr’i Madagasikara, ao anatin’ny paroasy Ambohimanga Rova. Ao anatin’ny fanorenanaLire la suite…
Ankeniheny Ambohidroa ny Sabata 01 Aogositra 2015
Avy nitsidika ny faritra Miarinarivo ny Pasteur Mailhol dia nitsidika indray ny fiangonana Apokalypsy tetsy Ankeniheny Ambohidroa ny sabata 01 Aogositra 2015 lasa teo. Toy ny sabata rehetra atramin’izay rehefa miaraka amin’ny Pasteur Mailhol diaLire la suite…
Fihaonam-be rezionaly Miarinarivo 25 jolay 2015
Miarinarivo, 100km miala ny renivohitr’i Madagasikara. Renivohitry ny faritra Itasy izay manana velaran-tany eo amin’ny 6,993 km2 eo ho eo, ary efa ahitana mpino Apokalypsy maro dia maro. Tamin’ny taona 2000 no nisian’ny fiangonana voalohany tamin’ity faritraLire la suite…
Sabata paska Lehibe ny 11 jolay 2015
Tontosa soamantsara ny fankalazana na fanamarihana ny paska lehibe teo anivon’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany rezionaly Antananarivo ny Sabata 11 Jolay 2015 lasa teo. Tsy ny teo amin’ny rezionaly Antananarivo ihany anefa fa maro ihany koa no niara-dalanaLire la suite…
Radio Fanambarana
Noho ny antony manokana izay tsy niankina taminay dia nisy fahatapahan’ny webradio izay raisinao ao amin’ny Radio Fanambarana www.famfrance.fr nandritra ny fotoana vitsivitsy izay; ankehitriny dia fifaliana ho anay ny mampahafantatra ano fa efa mandehaLire la suite…
Bonjour tout le monde !
Bienvenue dans WordPress. Ceci est votre premier article. Modifiez-le ou supprimez-le, puis lancez-vous !