Miarinarivo, 100km miala ny renivohitr’i Madagasikara. Renivohitry ny faritra Itasy izay manana velaran-tany eo amin’ny 6,993 km2 eo ho eo, ary efa ahitana mpino Apokalypsy maro dia maro. Tamin’ny taona 2000 no nisian’ny fiangonana voalohany tamin’ity faritraContinue reading
Catégorie : Radio fanambarana
Sabata paska Lehibe ny 11 jolay 2015
Tontosa soamantsara ny fankalazana na fanamarihana ny paska lehibe teo anivon’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany rezionaly Antananarivo ny Sabata 11 Jolay 2015 lasa teo. Tsy ny teo amin’ny rezionaly Antananarivo ihany anefa fa maro ihany koa no niara-dalanaContinue reading
Radio Fanambarana
Noho ny antony manokana izay tsy niankina taminay dia nisy fahatapahan’ny webradio izay raisinao ao amin’ny Radio Fanambarana www.famfrance.fr nandritra ny fotoana vitsivitsy izay; ankehitriny dia fifaliana ho anay ny mampahafantatra ano fa efa mandehaContinue reading
Fankalazana ny faha-2 taonan’ny Fandresena Vao Maraina – RFA
Ho fankalazana ny faha-2 taonan’ny Fandresena Vao Maraina, dia hisy ny lanonana iarahana amin’izy ireo ny Alahady 10 Aogositra 2014 ho avy izao, etsy amin’ny Tranompokonolona Analakely. Sady fihaonana voalohany amin’ny Naman’ny Mpandresy, no fizaranaContinue reading
Olona 178 no nanolo-tena niroso tamin’ny ranon’ny Batisa ny sabata 02 Aogositra 2014 lasa teo
Nanatanteraka batisa lehibe ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara ny sabata faha 02 Aogositra 2014 lasa teo. Ririnina ny andro kanefa tsy nahasakana ireo olona nanolo-tena ho an’Andriamanitra izany fa dia mbola maro ireo vita batisa tao anatin’izany. Rehefa nojerenaContinue reading
Fanosorana Loholona sy Diakona ny 26 Jolay 2014 (loholona Roly&Diakona Fara) FAM France
Tontosa soamantsara tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina ny fanosorana ho loholona ny loholona Roly sy ho diakona ny diakona Fara avy ao amin’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany vy any Frantsa. Marihina fa lehibe dia lehibe nyContinue reading
Seminera lehibe iarahana amin’i Pasteur Mailhol ny 30, 31, 01 jolay 2014
Tao aorian’ny fanosorana loholona teny amin’ny fiangonana Ambohimarina; ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara dia nanolotra « conférence » lehibe izay nitondrana fanazavana ny baiboly amin’ny lafiny mahtematique, physique, spiritulle izay natao teo amin’ny foiben’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tanyContinue reading
Fitsidihana pastoraly Apokalypsy ny sabata 19 jolay 2014
Ho avy hamangy ny fiangonana Apokalypsy Soamanadray paroasy Ambohidratrimo ny pastora Mailhol ny sabata 19 jolay ho avy izao koa dia manantena ny fanontronantsika maro ho fanomezana hery ireo vahoakan’Andriamanitra ao amin’io fiangonana io! SomaryContinue reading
Fanasina 06 aogositra
NY MAHA-IZY AZY AN’I JESOSY NY HASAMBARANA AZO ANTOKA: tohiny (Mation 5:9-12) And. 9: Sambatra ny mpampihavana; fa izy no atao hoe zanak’Andriamanitra: Ny mpampihavana dia Andriamanitra no miantso azy ho zanany (cf. Diem) ManarakaContinue reading
Fandaharana tokatrano sambatra
Famintinana ny fandaharana iarahana amin’ny Pasitera Alfa ny zoma hariva 03 aogositra 2012 1- NY FIARAHAN’NY MPIVADY I-Ao an-tokatrano Fikolokoloana ny fitiavana eo anivon’ny tokatrano ny fiarahana FIFAMPIRESAHANA Ilaina ho tamana antrano na ny lahyContinue reading