Tompo ô, tiako foana…

Tompo ô! Tiako foana
Izay lalana hitondranao ahy
Fa ny tananao Tsitoha
No miazona ny fiainako
Tompo ô! Fantatro
Fa tia ahy Ianao
Azoko antoka izay fitantananao
ahy ho mandrakizay!
Tompo ô! Tiako foana…