Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading
Catégorie : Vaovao Samihafa
Batisa 29 12 2018: Fiangonana Apokalypsy, mandroso hatrany
Taorian’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia be dia be ireo nihevitra fa ho rava sy ho potika ary hizarazara ny fiangonana Apokalypsy izay tarihin’ny pasteur Mailhol, tsy nampiontsona ireo mpino anefa izany, ary koa tsy nanakanaContinue reading
345 mianadahy natao batisa ny sabotsy 24 martsa 2018
Nanatanteraka batisa lehibe indray ny fiangonana Apokalypsy rezionaly Antananarivo ny sabata 24 martsa 2018 lasa teo tetsy Antohibe Ambohidratrimo, izay efa misy fiangonana Apokalypsy lehibe dia lehibe ary anisan’ny nosokajiana ho isan’ny goavana indrindra amin’nyContinue reading
Kandidà ho filoham-pirenena ny pasteur Mailhol ny taona 2018
Nandritra ny kaongresy nasionalin’ny antoko GFFM na Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara, dia tapaky ny biraon’ny antoko fa ho arotsaka ho isan’ny kandida an’ity antoko politika ity ny pasteur Mailhol izay filoha mpanorina nyContinue reading
Pasteur Mailhol nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky
Ny sabotsy faha 09 ny volana septambra 2017 lasa teo dia nitsidika ny faritra Antanetikely Ambohijoky, ao anatin’ny faritra Androhibe Antsahadita ny Pasteur Mailhol mivady sy ny ankohonany. Sabata niavaka satria dia fotoam-bavaka lehibeContinue reading
Pasteur Mailhol nitsidika ny Rezionaly Mahajanga ny 26 03 16 sy ny 02 Aprily 2016
Taorian’ny fitsidihana nataon’ny Pasteur Mailhol sy ireo mpiara-dia taminy ny rezionaly Antsirabe dia ity fitsidihana notontosaina tao Mahajanga ity indray fitsidihana nivoaka ny faritany Antananarivo voalohany, naharitra teo amin’ny roa herinandro teo izay fitsidihana izayContinue reading
Fihaonam-be rezionaly Antananarivo faha 10 oktobra 2015
Taorian’ireo fitetezam-paritra maro samihafa teto amin’ny rezionaly Antananarivo dia nanatanteraka fihaonam-be rezionaly indray ny fiangonana Apokalypsy rezionaly Antananarivo tetsy amin’ny Fiangonana Apokalypsy AMbohimarina Itaosy. Marihina fa tamin’io fotoana io no namaranana ny fanoloran-tena sy fifadian-kaninaContinue reading
Paroasy Ambohidratrimo sabata faha 26 Septambra 2015
Nanatanteraka fihaonam-ben’ny paroasy ny sabata 26 septambra lasa teo ny teo anivon’ny Paroasy Ambohidratrimo izay ahitana fiangonana fito (7) mandrafitra izany paroasy izany. Tetsy amin’ny Fiangonana Apokalypsy Soamanandray no nanatanterahana izany ary saika nahitana solon-tenaContinue reading
Androhibe Antsahadinta ny sabata 19 09 15
Rehefa avy namangy ny Fiangonana Apokalypsy Ifarihy sy Ankeniheny Anosimahavelona ny Pasteur Mailhol ny sabata faha 12 septambra 2015 lasa teo dia nitodika manokana teny amin’ny paroasy Androhibe Antsahadinta indray. Fitsidihana miavaka no notontosainy tamin’izanyContinue reading
Ifarihy & Anosimahavelona – 17 septembre 2015
Fitsidihana roa sosona no notontosain’ny Pasteur Mailhol ny sabata faha 12 ny volana septambra lasa teo satria dia teny amin’ny Fiangonana Apokalypsy Ifarihy ny tenany ny marainan’io sabata io ary nitsidika kosa indray ny FiangonanaContinue reading
Fiangonana Apokalypsy Ambohimangakely ny sabata 05 Septambra 2015
Ny fiangonana Apokalypsy Ambohimangakely indray no notsidihin’ny Pasteur Mailhol rehefa avy nitsidika ny ny Fiangonana Alasora tao anatin’ny fanokafana ny faha 10 taona nijoroany. Raha ny zava-nitranga tao amin’ity fiangonana ity moaContinue reading
Fanokafana faha-10 taona F.A.M ALASORA ny sabata 29 Aogositra 2015
Taorian’ny fitsidihana ireo fiangonana manodidina ny renivohitra izay mbola ao anatin’ny fanorenana dia nitsidika manokana ny Fiangonana Apokalypsy tetsy Alasora indray ny pasteur Mailhol sy ny ankohonany ; izay marihina manokana moa fa nanokatra ny fanamarihanaContinue reading
Fanokafana faha-10 taona F.A.M Avarajozoro, sabata 22 Aogositra 2015
Avy namangy ny Fiangonana Apokalypsy Mahitsy ny pasteur Mailhol dia nitsidika manokana indray ny fiangonana tao Ambodifasina Avarajozoro ny sabata 22 Aogositra 2015 lasa teo, izay marihana etoana fa ao anatin’ny fanamarihana ny faha-10 taonaContinue reading
Sabata 15 Aogositra 2015
Tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny faha 15 taonany ny Fiangonana Apokalypsy Mahitsy amin’izao fotoana izao, ary nanomboka ny fanamarihana izany izy ny sabata 15 Aogositra 2015 lasa teo. Nomarihana tamin’ny fotoam-bavaka miavaka izany izay nontronin’iContinue reading