Avy tetsy amin’ny Fiangonana Apokalipsy Ankeniheny Ambohidroa ny Pasteur Mailhol André Christian Dieu Donné dia nitsidika indray ny fiangonana Iavoambony,17,6 Km miala avy eo amin’ny renivohitr’i Madagasikara, ao anatin’ny paroasy Ambohimanga Rova. Ao anatin’ny fanorenanaContinue reading
Catégorie : Vaovao Samihafa
Ankeniheny Ambohidroa ny Sabata 01 Aogositra 2015
Avy nitsidika ny faritra Miarinarivo ny Pasteur Mailhol dia nitsidika indray ny fiangonana Apokalypsy tetsy Ankeniheny Ambohidroa ny sabata 01 Aogositra 2015 lasa teo. Toy ny sabata rehetra atramin’izay rehefa miaraka amin’ny Pasteur Mailhol diaContinue reading
Le Drapeau malgache arraché des mains d’une athlète sur le podium
Votre Avis? Share List
Fihaonam-be rezionaly Miarinarivo 25 jolay 2015
Miarinarivo, 100km miala ny renivohitr’i Madagasikara. Renivohitry ny faritra Itasy izay manana velaran-tany eo amin’ny 6,993 km2 eo ho eo, ary efa ahitana mpino Apokalypsy maro dia maro. Tamin’ny taona 2000 no nisian’ny fiangonana voalohany tamin’ity faritraContinue reading
Sabata paska Lehibe ny 11 jolay 2015
Tontosa soamantsara ny fankalazana na fanamarihana ny paska lehibe teo anivon’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany rezionaly Antananarivo ny Sabata 11 Jolay 2015 lasa teo. Tsy ny teo amin’ny rezionaly Antananarivo ihany anefa fa maro ihany koa no niara-dalanaContinue reading
Olona 178 no nanolo-tena niroso tamin’ny ranon’ny Batisa ny sabata 02 Aogositra 2014 lasa teo
Nanatanteraka batisa lehibe ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara ny sabata faha 02 Aogositra 2014 lasa teo. Ririnina ny andro kanefa tsy nahasakana ireo olona nanolo-tena ho an’Andriamanitra izany fa dia mbola maro ireo vita batisa tao anatin’izany. Rehefa nojerenaContinue reading
Fanosorana Loholona sy Diakona ny 26 Jolay 2014 (loholona Roly&Diakona Fara) FAM France
Tontosa soamantsara tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina ny fanosorana ho loholona ny loholona Roly sy ho diakona ny diakona Fara avy ao amin’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tany vy any Frantsa. Marihina fa lehibe dia lehibe nyContinue reading
Seminera lehibe iarahana amin’i Pasteur Mailhol ny 30, 31, 01 jolay 2014
Tao aorian’ny fanosorana loholona teny amin’ny fiangonana Ambohimarina; ny Fiangonana Apokalypsy teto Madagasikara dia nanolotra « conférence » lehibe izay nitondrana fanazavana ny baiboly amin’ny lafiny mahtematique, physique, spiritulle izay natao teo amin’ny foiben’ny Fiangonana Apokalypsy Maneran-tanyContinue reading
Faha 15 taonan’ny chorale FEFIA Ambohimalaza
Feno 15 taona ny chorale FEFIA Ambohimalaza; hanamarika izany izy ireo ny sabata 26 jolay 2014 ho avy izao. Hisy lanonam-pifaliana hotanterahina eny amin’ny Fiangonana Apokalypsy Ambohimalaza ny androtr’io izay hanasana ireo vahiny maro samihafaContinue reading
Fitsidihana pastoraly Apokalypsy ny sabata 19 jolay 2014
Ho avy hamangy ny fiangonana Apokalypsy Soamanadray paroasy Ambohidratrimo ny pastora Mailhol ny sabata 19 jolay ho avy izao koa dia manantena ny fanontronantsika maro ho fanomezana hery ireo vahoakan’Andriamanitra ao amin’io fiangonana io! SomaryContinue reading
Ambohimarina : Sabata 18 janoary 2014
Fifaliana hatrany no iarahana amin’ny Fiangonana Apokalypsy eto Madagasikara isaky ny Sabata. Ny Sabata 18 Janoary 2014 lasa teo dia nitsidika sy nitondra ny tenin’Andriamanitra ho an’ireo mpino maro be teo amin’ny Fiangonana Apokalypsy AndramanjaContinue reading
Consecration de l’Église d’ Ankeniheny
Comme ce jour était la consecration de l’ église Apocalypse d’Ankeniheny, pasteur Mailhol et ses délégations sont venu nombreux pour honorer Dieu pour ce grand jour; avant le partage du message de Dieu, le pasteurContinue reading
MIDER’Azy vita BAC 2012
Tahaka ny isantaona dia ho fiderana an’Andriamanitra amin’ny fahavitan’ny fanadinana CEPE, BEPC, BAC dia hisy ny hetsika MIDER’Azy vita BAC andiany faha 3, karakarain’ny A.J.A EVENT (Association des Jeunes Apocalypses). Ireto avy ny andinindin’izany : Toerana :Continue reading
Apokalypsy Ambanja
Mbola mitohy hatrany ny famaranana Apokalypsy ataon’ny ray aman-dreny pasitera Mailhol sy ireo delegasiona miaraka aminy, any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara. Ny sabata 28 jolay 2012 lasa teo dia tao Ambanja no nanatontosana izany kaContinue reading
Fivoriam-be Antananarivo ny sabata 16 jona 2012
Fotoan-dehibe ho an’ny Fiangonana Apokalypsy eo anivon’ny rezionaly Antananarivo no notontosaina tetsy Ambohimarina Itaosy ny sabata 16 jona 2012 lasa teo. Lanonana telo sosona no nanamarika izay fotoan-dehibe izay, ka nitarika ny fotoana tamin’izany nyContinue reading