Vao niandoha ny taona 2019, ny sabata 05 janoary, dia nifamotoana tetsy amin’ny fiangonana Apokalypsy Ambohimarina Itaosy ireo mpino marobe mandrafitra ity fiangonana foibe ity. Sabata niavaka no notontosaina nandritra io fotoana io satria diaContinue reading
Catégorie : Vidéos
Batisa 29 12 2018: Fiangonana Apokalypsy, mandroso hatrany
Taorian’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia be dia be ireo nihevitra fa ho rava sy ho potika ary hizarazara ny fiangonana Apokalypsy izay tarihin’ny pasteur Mailhol, tsy nampiontsona ireo mpino anefa izany, ary koa tsy nanakanaContinue reading
Kandidà ho filoham-pirenena ny pasteur Mailhol ny taona 2018
Nandritra ny kaongresy nasionalin’ny antoko GFFM na Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara, dia tapaky ny biraon’ny antoko fa ho arotsaka ho isan’ny kandida an’ity antoko politika ity ny pasteur Mailhol izay filoha mpanorina nyContinue reading
Le Drapeau malgache arraché des mains d’une athlète sur le podium
Votre Avis? Share List
Pasteur Mailhol – Kolo TV
Share List
Amorony fo madio – Ny Mpitory
Share List
Tompo ô, tiako foana…
Tompo ô! Tiako foana Izay lalana hitondranao ahy Fa ny tananao Tsitoha No miazona ny fiainako Tompo ô! Fantatro Fa tia ahy Ianao Azoko antoka izay fitantananao ahy ho mandrakizay! Tompo ô! Tiako foana… Continue reading
Holy art thou – chant prière
Holy art thou (x2) Lord God almighty Blessing and glory In heaven art thine Earth lowly bending Swells the full harmony Blessing and glory To the lamb Forever more For worthy art thou Worthy artContinue reading
Lola – Ray ô
Tsinontsinon’akory aho Tompo ô Zava-poana rah’tsisy Anao N’inon’inona heriko N’inona fahaizako Tsinontsinon’akory aho Tompo ô Zava-poana rah’tsisy Anao N’inon’inona heriko sy fahaizako… Share List